Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 13/09/05 | Na amboako na amboan'olona, izay vandana dia kary. | lanto |
| 4 | 08/09/10 | Faladia naharon'ny lalana. | soanja |
| 3 | 09/09/10 | Fambara loza ny goaika tokana eny alohan'ny lalana izorana. | soanja |
| 2 | 26/09/10 | Ny lalana haleha rahateo, ny dia ho any Mahavika. | soanja |
| 1 | 01/01/70 |