Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 22/09/05 | Vatan'oron-dambo mitrongy vao homana | jentilisa |
| 8 | 05/12/06 | lavak orondambo nambolena saogno, efa hitako no nidirana | gozonel |
| 7 | 02/03/09 | Ny lambo tsy ahina no mamola-pe. | aivetinakely |
| 6 | 02/09/10 | Oron-dambo ka samy mitrongy no mihinana. | soanja |
| 5 | 08/09/10 | Manenjin-dambo hariva ka maniraka azy hody. | soanja |
| 4 | 09/09/10 | Ny lambo an'ala, ny vahy an'ala, ka tsy mifanapaka na mifaningotra. | soanja |
| 3 | 04/10/10 | Tafok'oro-dambo nambolian-tsaogno; hila lahateo raha tsy hanjary. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |
| 2 | 04/10/10 | Tany mena nafi-dambo: indao maty. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |
| 1 | 08/10/10 | "Sitrany ahay vaza-mihetsika", hoy ilay lambo mitsako moka. | soanja |