Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 29/09/07 | Lanonam-pahavaratra ka ny maraina ihany no heriny | niryna |
| 2 | 26/09/10 | Ratsy tarehy handeha hilanona, ka maraina ihany no izy. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Antakay milagnona: tsy ilam-potsy maso. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |