Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 07/12/07 | Ny lehilahy tsy boka herin-taona. | aivetinakely |
| 3 | 15/02/09 | Lehilahy mpiasa be ka soloim-bava antrano, manaiky ny tsy rariny eo anatrehan'ny fitsaràna. | aivetinakely |
| 2 | 11/08/09 | Lehilahy tia mampirafy, tsy hendry raha tsy lany harena. | aivetinakely |
| 1 | 01/01/70 |