Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 28/09/05 | Lolo manatona afo, mitolo-tena ho may | JMR |
| 2 | 02/09/10 | Lolokely an-tanin'andro. ka hivelabelatra dia izy ihany, hikombokombona dia izy ihany. | soanja |
| 1 | 02/09/10 | Androngo milanja lolo, ka tsy ny hohanina fa ny hoderain'ny hafa. | soanja |