Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 20/09/05 | aza miady voanjo hadiana ka ny vodiny tapaka ny fakany tsy hita | ramuscle |
| 2 | 30/09/05 | mpandany ny azo tahaka ny zaza mpandova | jentilisa |
| 1 | 01/10/05 | faly malahelo toy ny manantena handova. | jentilisa |