Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 26/09/05 | Mamba noana tsy mahamasi-panidy | jentilisa |
| 6 | 26/09/05 | Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aoka hifandramatra; fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra. | jentilisa |
| 5 | 07/10/05 | tsotsori-mamba isarahana | jentilisa |
| 4 | 06/02/07 | mpanjono lasa-mamba, ka samy maka ny tiany. | latina |
| 3 | 06/02/07 | Amboa nihaza mamba, ka mandimby ananana | latina |
| 2 | 02/09/10 | Sokina mita rano, ka tsy mahabe vava ny mamba. | soanja |
| 1 | 02/09/10 | Mamba reraka tsy mifidy harapaka. | soanja |