Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 19/09/05 | tsy misy mangidy tahaka ny sakay fa rehefa teny ierana telina ihany | jentilisa |
| 2 | 27/04/07 | Fatra-pifidy ny manganagna ka sendra ny mangidy tsy telina. | aivetinakely |
| 1 | 09/09/10 | Toy ny aviavy ka mangidy am-boalohany, fa mamy amin'ny farany. | soanja |