Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 21/09/05 | Mindrana angady fahavaratra, maniraka ny tompony hiasa | JMR |
| 3 | 26/09/10 | Vorodamba atakalo mindrana, ka ny manana ny ratsy indray no manafatra. | soanja |
| 2 | 26/09/10 | Aza manao kary mindrana akanjo. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Misarebaka ny lamba indrana, ka nony tonga endahin'ny tompony. | soanja |