Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 26/09/05 | Ny torimaso no itovizana amin'ny mpanankarena | JMR |
| 4 | 30/09/05 | Mpanankarena mahihitra: mihary ho an'ny mpandevina | jentilisa |
| 3 | 30/09/05 | mpanankarena mahihitra: tsy tompony fa mpiandry entana | jentilisa |
| 2 | 30/09/05 | mpanankarena tsy mihinana: tsy tompony fa mpitahiry entana. | jentilisa |
| 1 | 30/09/05 | Mpanankarena mahihitra: maty vao misy milanja | jentilisa |