Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 13/09/05 | Ny nenina tsy aloha fa aoriana. | lanto |
| 2 | 13/09/05 | Ny nenina tsy mipetraka hatao Mbay làlana, ary tsy mitsidika hatao Mandrosoa, fa aoriana vao mandatsa. | lanto |
| 1 | 13/09/05 | Ny heloka nilaozana tonga hitsiny, fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. | lanto |