• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11
# Daty Ohabolana Nampiditra
11 13/09/05 manao olona milakamilaka nefa ataon'olona milaka mihohoka hanta77
10 18/09/05 Lolo fotsy mitonon-tena ka matin'ny nahiam-pony McFy
9 18/09/05 Izy main'ny afo natsangany McFy
8 19/09/05 Anarin-tsy zaka ka voa vao hoe: nankaiza ny tanteliko teto? McFy
7 19/09/05 Izay tsy afa-po be nenina McFy
6 19/09/05 Ny nenina tsy mipetrka hatao Mbay lalana, ary tsy mitsidika hatao Mandrosoa, fa aoriana vao mandatsa McFy
5 21/09/05 Maty vao Ramalala JMR
4 21/09/05 Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aorina handatsa JMR
3 12/10/05 ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry fa avy manaraka tahaka ny alika. ftma
2 28/10/05 Alevina impito mandifotra olona jentilisa
1 21/04/09 Manary vady tanora, tsy kakerin'ny nenina fotsiny fa mandraiki-marary isaky ny mahita azy. aivetinakely
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0364 seconds