Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 30/09/05 | Poa tahak'izay toa firaisan'akoho : indray mitsingoka dia vita | JMR |
| 4 | 30/09/05 | Manararaotra hoatran'ny olon-droa mandihy maty jiro | JMR |
| 3 | 30/09/05 | Be elanelana hoatran'ny samy be kibo miara-mandihy | JMR |
| 2 | 30/09/05 | Marina fa misy lainga ary lainga fa misy ny marina | JMR |
| 1 | 30/09/05 | Raha nahafaty ny fifosana efa be no lasan-ko-razana | JMR |