• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 111
# Daty Ohabolana Nampiditra
11 01/01/70
10 01/01/70
9 24/04/11 Ikala fohy mizaha lanonana, ka efa mody vao hitan'ny olona. niryna
8 03/08/11 Ombin-tsarety mitondra henomby,ka lasa vinany ny fiainan-koavy! Voaforona t@ 2009 zokieva
7 04/08/11 Raha tiana ho tody ny lakana itàna,ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy,tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana,ny alarofatra no anontaniana! zokieva
6 05/09/11 Ny olom-belona tsy main-tsy lena, samy tsy ilaozan'ny alahelo sy hafaliana aivetinakely
5 26/02/12 Ny olombelona toy ny akondro,raha manondro ny lanitra iray ihany fa raha mihondrika, samy manana ny lafiny . niryna
4 11/03/12 Toy ny kavim-bolamena eo @ oron-kisoa,Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena 2N.E
3 25/03/12 fanahy iniana ny ho hendry , fa ny adalana samy manana p106
2 12/05/12 Eeee... maty ny kely aina (Baina) ded.kitty
1 12/05/12 An'i baba va moa an'i neny? (Baina) ded.kitty
First  < 4 5 6
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0648 seconds