Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny 75 - 94 amin'ny 94
# Daty Ohabolana Nampiditra
94 21/09/05 olona iray no nangalatra akoho ka alasora iray vohitra no voaendrikendrika jentilisa
93 21/09/05 ny olona no manitsa-bazimba ka ny akoho no ahanto-doha jentilisa
92 21/09/05 bibilava sy olona ka samy taitra sy samy mitsoaka jentilisa
91 21/09/05 bibilava vonoin'olona: tsy hosotroin-dro tsy hohanim-bentiny fa ankasomparana fotsiny izao. jentilisa
90 22/09/05 Fatra-pitady ny tany tsy misy fasana ka sendra izay homan'olona jentilisa
89 23/09/05 Ny olona tsy akoho JMR
88 14/10/15 mampisalasala tahaka n vozon'akoho;hanina taolan,hariana hena. SYLLA8
87 27/09/05 Aza manirina olon-tsy afaka aina McFy
86 29/09/05 Be nangy mitsok'ovy, ny kibo voky tsy hitan'ny olona fa ny nangy mitombo no hitan'ny olona. jentilisa
85 30/09/05 Lehilahy miloloha tantely, mibaby akondro, misekelika fary, izay rehetra nentiny mamy avokoa. jentilisa
84 10/10/05 senegaly nandro, ny tsikoko afaka fa ny hamaintisana tsy niova haintso
83 28/10/05 Alevina impito mandifotra olona jentilisa
82 22/07/09 Hovalahy tsy hendry ka zaza-hova vao hiavo-tena niryna
81 02/03/07 Aza mety atao fantaka fanolehan-tsarika. niryna
80 14/03/07 Varatra tsy indroa miriatra niryna
79 17/03/07 Tsy mena-tsy tana toa lakan-jejo niryna
78 23/03/07 Mpanelanelana sarotra toa tatamo niryna
77 23/03/07 Aza manao sotrobe lava-tango niryna
76 05/05/07 Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy fa ratsy fanahy. niryna
75 21/05/07 Tsy misy mahita kilema momban'ny tena. niryna