• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 28 - 47 amin'ny 47
# Ohabolana Nampiditra
47 Ny omby indray mandry tsy indray mifoha. lanto
46 Tsy mba ny rambony hanamavo ny vodiny aho, fa ny lelany hanamandina ny trafony hery
45 Aleo enjehin'ny omby masiaka toy izay enjehin'ny eritreritra vale
44 Raha maty aho matesa rahavana, raha maty rahavana matesa ny omby. jentilisa
43 voa roa tahaka ny tain'omby natsentsina an-dava-bary jentilisa
42 Mivaritra omby anaty ambiaty ftma
41 Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha. ftma
40 ny zanak'omby tsy ampianarin-domano. jentilisa
39 Imandridrano no matavy omby ka Analamanga no telo saoka jentilisa
38 Mpitery mahita ny tohany ary mpirohy mahita ny traingony jentilisa
37 Ny omby mahia tsy lelafin'ny namany mandrindra
36 Atsipy ny teny eny antandroky ny omby, atsipy ny teny ao am-pon'ny mahalala. mandrindra
35 Ny anadray aman-dreny toy ny tsipak'ombalahy, raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mahafaty mandrindra
34 Aza manao toton'omby bory McFy
33 Tandrok'ombalahy : sady haingo no fiarovana JMR
32 Ny omby indray mandry tsy indray mifoha JMR
31 Andry ombin-dRalaimora ny lehibe voatambitamby, ny kely voasafosafo JMR
30 Mamitaka ny mividy omby anaty ambiaty. jentilisa
29 Ombalahy tanimanga, ny tompony ihany no mitrena jentilisa
28 mpirahalahy mizara dian'omby, tsy vaky fa mitriatra. jentilisa
 1 2 3 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 1.8309 seconds