• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 29 - 48 amin'ny 48
# Ohabolana Nampiditra
48 Ny omby indray mandry tsy indray mifoha. lanto
47 Tsy mba ny rambony hanamavo ny vodiny aho, fa ny lelany hanamandina ny trafony hery
46 Aleo enjehin'ny omby masiaka toy izay enjehin'ny eritreritra vale
45 Raha maty aho matesa rahavana, raha maty rahavana matesa ny omby. jentilisa
44 voa roa tahaka ny tain'omby natsentsina an-dava-bary jentilisa
43 Mivaritra omby anaty ambiaty ftma
42 Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha. ftma
41 ny zanak'omby tsy ampianarin-domano. jentilisa
40 Imandridrano no matavy omby ka Analamanga no telo saoka jentilisa
39 Mpitery mahita ny tohany ary mpirohy mahita ny traingony jentilisa
38 Ny omby mahia tsy lelafin'ny namany mandrindra
37 Atsipy ny teny eny antandroky ny omby, atsipy ny teny ao am-pon'ny mahalala. mandrindra
36 Ny anadray aman-dreny toy ny tsipak'ombalahy, raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mahafaty mandrindra
35 Aza manao toton'omby bory McFy
34 Tandrok'ombalahy : sady haingo no fiarovana JMR
33 Ny omby indray mandry tsy indray mifoha JMR
32 Andry ombin-dRalaimora ny lehibe voatambitamby, ny kely voasafosafo JMR
31 Mamitaka ny mividy omby anaty ambiaty. jentilisa
30 Ombalahy tanimanga, ny tompony ihany no mitrena jentilisa
29 mpirahalahy mizara dian'omby, tsy vaky fa mitriatra. jentilisa
 1 2 3 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.2256 seconds