Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 20/09/05 | Aza mitomany randrana manendrika ny hafa | jentilisa |
| 3 | 29/09/05 | Ny natao handrandrana ve no hanafenana loha sola? | jentilisa |
| 2 | 09/09/10 | Aza manao toy ny zozoro, miray toerana tsy mifandrandrana. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Tsara loha ka endrehin-drandrana. | soanja |