• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11
# Daty Ohabolana Nampiditra
11 22/09/05 Tsy misy tandroka ny ratsy jentilisa
10 22/09/05 Toy ny mpamosavy tsy mba mivovo mba handosirana, ary tsy maniry tandroka mba hiviliana jentilisa
9 22/09/05 Aza faly am-panaovan-dratsy toa mpamosavy jentilisa
8 22/09/05 Aza mitomany handatsaka aina toa bala jentilisa
7 30/09/05 Ny tarehy ratsy tsy azo ovana fa ny toetra ratsy azo ovana jentilisa
6 01/10/05 Tsy kely lalana ny ratsy JMR
5 01/10/05 Mandady ny trambo JMR
4 01/10/05 Ratsy vady ka malai-mody jentilisa
3 12/02/06 Jaolahy nitrongy votry ka mavon'ny nataony! andry44
2 14/06/06 Ny teny toy ny salaka, soa atao mihodidina, ratsy atao mihodidina faralisy
1 11/11/08 Sarotiavina toa tain-delo Riella
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0340 seconds