Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 21/09/05 | Izy mivady no misaraka, ny ankizy no kamboty velon-dray aman-dreny. | jentilisa |
| 3 | 21/09/05 | izy mivady no miady, ka ny ankizy no voailakilaka sy voa tehamaina | jentilisa |
| 2 | 21/09/05 | ny ankizy no manao ny tsy mety ka ny ray aman-dreny no afa-baraka | jentilisa |
| 1 | 22/09/05 | aza mahafotsy rora miteny ny ray aman-dreny. | jentilisa |