Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny -7 - 12 amin'ny 12
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
12
13/09/05
Toy ny mitari-drano ririnina : miala amin'izay nitoerany, fa tsy tonga amin'izay alehany
hery
11
13/09/05
Aza manao masoandro ririnina, manjombona andro hihaonana ; fa aleo masoandro be lohataona, ka tsy mba manam-pahasosorana
hery
10
26/09/05
Mamanta-tany foana toy ny havandra tonga ririnina
mandrindra
9
27/09/05
Mamantan-tany foana toy ny havandra tonga ririnina
McFy
8
29/09/05
Fanalolahy za-dririnina ka tsy miraika amin'izay tora-bato.
jentilisa
7
07/05/07
Mamantana tany foana tahaka ny havandra ririnina.
aivetinakely
6
09/05/07
Zatra ny lalan-dririnina ka manao hitsin-dalana fahavaratra.
aivetinakely
5
30/10/07
Tsy mena-mivadika tahaka ny andro ririnina
aivetinakely
4
08/09/10
Mamatan-tany foana toy ny havandra ririnina.
soanja
3
09/09/10
Fody lahy ririnina ka mitovy volo amin'ny sorohitra.
soanja
2
30/09/10
Masoandro ririnina tsy natao hanafana ivelany ihany fa any anaty.
soanja
1
08/10/10
Tsy ho rovi-damba ririnina anie isika mianakavy, tsy ho vaky vovonana fahavaratra, tsy ho vilam-bava vokatra ovy, tsy ho petakorona voky sifotra, tsy ho fotsy volom-bava voky ronono fa ho ampoky ny soa sy ny tsara.
soanja
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0723 seconds