Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 09/09/10 | Mantsina vao tsara, toy ny rongony. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Lamba rongony fahan-kafotra ka isalakana, manaiki-balahana; itafiana, asampina vao miporotsaka. | soanja |
| 1 | 09/09/10 | Aza toy ny rongony, ka sady mpanaja no mpamoafady. | soanja |