Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 19/09/05 | aza ho toy ny tsipolotra, antitra vao tia sangy | jentilisa |
| 5 | 25/09/05 | Aza manao sangy mihoatra ny loha, vosotra zary tenany | hery |
| 4 | 07/02/06 | Na ilaina aza ny sangy, ny tain'amboa tsy hifampitorahana | marozevo |
| 3 | 12/06/07 | Aza manao tahaka ny tsipolitra ka antitra vao tia sangy. | aivetinakely |
| 2 | 04/08/09 | Aza manao tahaka ny tsipolotra, antitra vao tia sangy. | aivetinakely |
| 1 | 19/08/11 | Betsileo tia sangy, ny rahampitso no tsinjoviny | aivetinakely |