Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 12/09/08 | Papango nifaoka hodi-tsokatra: nahazo ihany fa akorany | niryna |
| 2 | 22/01/09 | Papango nahazo sokatra, ny fomba fihinana azy no tsy hay. | aivetinakely |
| 1 | 08/09/10 | Hodin-tsokatra ilatsahan-kavandra ka mikoriana any ivelany. | soanja |