Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 29/09/05 | Mason-tsokina, ny kely ananana no ahiratra | JMR |
| 5 | 30/09/05 | sokina ambody voaroy: alain-tsy azo, avela mahamanina. | jentilisa |
| 4 | 30/09/05 | mason-tsokina, ny kely ananana no ahiratra. | jentilisa |
| 3 | 09/05/07 | Tapi-dalan-kaleha tahaka ny sokina nanani-bato. | aivetinakely |
| 2 | 02/09/10 | Sokina mita rano, ka ny tsy mahay indray no mivonkina. | soanja |
| 1 | 02/09/10 | Sokina mita rano, ka tsy mahabe vava ny mamba. | soanja |