Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 09/09/10 | Taolan-kena mahia ka na dia tsy hena aza dia fofy. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Fihavanan'amboa ka ravan'ny taolana iray. | soanja |
| 1 | 08/10/10 | Tsy sitrapon'ny antsy ny hikapa ny taola-mahery, fa asesiky ny tana-mandrasa. | soanja |