Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 30/09/05 | Malemy tsy azo hoatran'ny tay | JMR |
| 4 | 01/10/05 | Aza manody ny tain-goavy | JMR |
| 3 | 02/12/09 | Mangeto-noana ka tay no manaraka | Ratianakel |
| 2 | 02/12/09 | Mba hafa kely indray izay hoy ilay kisoa nihinan-tay | Ratianakel |
| 1 | 02/12/09 | Mitovy ty lava andro niainĂ no ty maro tany nombĂ fa ty amany tsy maharake ty tay lava | Ratianakel |