Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 20/09/05 | aza mandrora mitsilany ka hahavoa tena | jentilisa |
| 8 | 20/09/05 | ny teny toy ny atody raha foy manan'elatra | jentilisa |
| 7 | 22/09/05 | ny mitondra tehina mora fa ny mitondra tena sarotra. | jentilisa |
| 6 | 26/09/05 | ...nefa raha diso aho dia aza ny tenako no ariana fa ny teniko no ario | jentilisa |
| 5 | 02/10/05 | mandrora mitsilany ka mahavoa tena | jentilisa |
| 4 | 24/10/05 | ny kibo tsy mba lamosina | zouzou |
| 3 | 24/10/05 | tongo-bakivaky ka sady marary no mahamenatra | zouzou |
| 2 | 02/04/07 | Aza manao fahanteran'amboa ka antitra vao misary gaigy | raiders |
| 1 | 05/04/09 | Ny olona izay tsy mino afatsy ny tenany ihany dia miaina ao anatin'ny maizina | niryna |