Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 10
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
10
22/09/05
Tia ihany ka saro-kenatra?
jentilisa
9
29/09/05
sariray ohabolana : minoa fotsiny ihany toy ny tiko i madagasika kay ny kiho raisina, ka hoy izahay hoe mihena antoerana toy ny fehan'antitra hono ka harinay hena, hohaninay taolana.
palince
8
04/02/09
Izay tia mahafoy, izay tiana amoizana ny tsy foy.
aivetinakely
7
05/04/09
Ny tia mody mamilafila, fa ny tsy tia mitady kendritohina.
aivetinakely
6
13/04/09
Ftiavan-tanindrazana no anetsenana ny hampompo
aivetinakely
5
18/04/09
Tia olona tsy tia ny tena, aoka hionona hiandry ny rariny.
aivetinakely
4
18/04/09
Izay tia resy, izay tiavina miangentsana.
aivetinakely
3
25/04/09
Ny olon-tiana no vahatry ny aina.
aivetinakely
2
25/04/09
Mahantra ny tia irery.
aivetinakely
1
02/08/09
Tia randram-bao, ka bangon-drazana no ahilika.
aivetinakely
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0868 seconds