Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 10| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 10 | 13/09/05 | Ny atao toy ny salaka : soa atao, mihodidina; ratsy atao, mihodidina. | lanto |
| 9 | 14/09/05 | ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina | chipie1 |
| 8 | 02/10/05 | ny todim-paty aza misy fa ny todim-pitia manodiava. | aurora |
| 7 | 12/10/05 | ny tody tsy misy ny atao no miverina | diamondra27 |
| 6 | 16/03/06 | Ny soa atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza miantona | poussye |
| 5 | 06/02/07 | izay manao ratsy: raha tsy malazon'ny andro, mantsasaky ny alina. | latina |
| 4 | 06/02/07 | Aza homehy lavo, fa ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. | latina |
| 3 | 14/02/07 | Ny lasa toy ny vozon'akanjo hitodihan-tsy hita nefa manaragarana aoriana ihany | Dadamaintso |
| 2 | 12/10/07 | Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. | ilanto |
| 1 | 09/09/10 | Todian'ny ambora tsy nentina ka mivongika hazo tsy fantatra. | soanja |