Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 01/10/05 | Manao kibo an-tsena | JMR |
| 5 | 01/10/05 | marary lava tahaka ny ahitra an-tsena. | jentilisa |
| 4 | 28/04/07 | Badolahy mian-tsena ka siramamy no atoraka alika. | aivetinakely |
| 3 | 06/06/07 | Badolahy mian-tsena ka ny siramamy no atoraka alika. | aivetinakely |
| 2 | 04/02/09 | Badolahy mian-tsena ka siramamy no atoraka amboa. | aivetinakely |
| 1 | 01/01/70 |