Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 06/02/07 | Tefin'olon-tsy mahay, ka tsofa no manamarina azy | latina |
| 2 | 06/02/07 | te hilaza ka tsy mahay, te-hiteny ka bada lela | latina |
| 1 | 06/02/07 | Misavika ny tsy ho an'ny tena, toy ny vahy misavika akondro | latina |