Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 16/09/05 | Miandry ondry zato, miambina omby arivo; ka tsy ilaozan'izay mania | Fanja1 |
| 3 | 16/09/05 | Sotroben-dRatsiavanga: sady fikapohana akoho no fangaroana anana | Fanja1 |
| 2 | 16/09/05 | Veloma tsy mba adidy: sakafo lany tsy mba andraikitra | Fanja1 |
| 1 | 16/09/05 | Lambo soso-nify ka nentim-paharazana | Fanja1 |