Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 39 - 58 amin'ny 58
# Daty Ohabolana Nampiditra
58 06/02/07 Mitana ny efa, toy ny mpanjaitra tsy mahay latina
57 06/02/07 Mandia tany naleha hoatra ny fanoron'ny tsy mahay latina
56 06/02/07 amalon'Imoriandro aho, ka tsy hain-jaza tsy haim-behivavy latina
55 06/02/07 Didian-tsy ary somàka; faritana tsy ary voatana (na tsy mitovy) latina
54 06/02/07 Ataonao ho katsaka ve aho ka hiteraka an-tehezana? latina
53 06/02/07 toy ny tsy mahatafy tena: ny tena mba te-hitafy ihany, fa ny sain-kanao no tsy misy latina
52 06/02/07 Miady lalana imaso toy ny rarin'ny mpianatra latina
51 06/02/07 matokin-damba vinidy, ka mivaro-damba natao latina
50 06/02/07 Fatra-pitady ny tsy hita, ka manary ny hita maso latina
49 06/02/07 Fatra-pitady ny hofany, ka manary ny tenany be latina
48 06/02/07 fatra-pitady fitia mba hanampy, ka manary ny mby an-koditra latina
47 06/02/07 hafahafa fitia sifotra, ka ny taviny no ariana latina
46 06/02/07 hafahafa toa sifotra, ka ny tamenany indray no ariana latina
45 06/02/07 Aza mitondra hodi-nato miantsinanana latina
44 06/02/07 aza mitarika hazo an-tendrony latina
43 06/02/07 aza manaraina misy vary latina
42 06/02/07 aza mandrefy hazo mitsangana latina
41 06/02/07 akoho nikotrika atodim-borona, ka mionfo-bolo amin'ny tsy ho an'ny tena latina
40 06/02/07 manakodi-by, mahandro fanjaitra: voky ihany fa manevitevika latina
39 06/02/07 valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tor-kovitra ihany. latina
 1 2 3 >