Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 12/10/07 | Mamono biby tsy mahafatsy ka hifotoran'ny rambony | niryna |
| 4 | 12/10/07 | Ny valim-piakarana, fidinany | niryna |
| 3 | 27/10/07 | Voa roa toy ny dakam-boriky | niryna |
| 2 | 27/10/07 | Raha izaho no namely totondry tsy henoko ny fidobony, fa raha izaho no voan'ny tehamaina, henoko ny firotsony | niryna |
| 1 | 21/04/09 | Toy ny sakay pilokely ka ho hano aho hinanako anao | niryna |