Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 09/09/10 | Voatavo tsy mety ho zinga ka vakiana vao toham-baliha. | soanja |
| 3 | 09/09/10 | Mitendry valiha maty vady, ka mifaly amin'ny efa nafoy, sa manaitra ny mbola tsy manana? | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Mitsaha-pilana ohatra ny mpivaro-baliha maty vady. | soanja |
| 1 | 22/09/10 | Aza manao toy ny andevolahy mahay valiha; asai-manao tsy mety, nony tsy irahina, manao. | soanja |