• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 21 - 40 amin'ny 40
# Ohabolana Nampiditra
40 Vary vokatr'ibetsimitatatra, ka na tompony na tsy tompony samy mitazana avokoa hery
39 Vomanga an-kady; amidy vola tsy lafo, atakalo vary tsy foy McFy
38 aza miteny lango imason'ny vary jentilisa
37 ny laona sy ny fanoto no miady ka ny vary ny mongo sy voaenda-damba jentilisa
36 Be raharaha ve dia ny voly vary indray no tsy efa? jentilisa
35 ny alahelo toy ny vary an-tsompitra; ka ahafahana iray fatambary isan'andro, dia ho levona ihany ny farany. jentilisa
34 Matin-kenamaso, ka mihinam-barim-boka hery
33 Lon-damba sy fahenim-bary ; ka izay maharitra ela dia herinandro hery
32 Mitsaha-menomenona ohatry ny vary sosoa hery
31 Aza miantsambotsambotra toy ny vary kely an-daona hery
30 Tsy nahin’ny sosoa no nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra hery
29 Ny lainga toy ny vary aloha : mahatra-po, fa tsy mahavita taona hery
28 Aza miteny lango imason’ny vary hery
27 Miangolangola manan-drojo ! Zara raha misy hototoina hery
26 Mena-maso an-daoka, ka manao fatra-maina hery
25 Tsy mahafoy vola hamidy takotra, ka manta vary hery
24 Vary lena voatoto : ka samy te-ho lohany hery
23 Tsy mahafoy ny rojo aho hery
22 Osa, ka tia vary aloha ! hery
21 Be faniry, kely fila ; ny vary aloha tsy ataon’ny kamo. hery
 1 2 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.2130 seconds