Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 21/09/05 | ny olona no manitsa-bazimba ka ny akoho no ahanto-doha | jentilisa |
| 2 | 29/01/07 | Misakaiza amim-Bazimba malahelo, ka ny akoholahy lany, ny fitahiana tsy misy | latina |
| 1 | 29/01/07 | Ny kibobo no mena-maso: miresaka amin'ny Vazimba | latina |