Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 20/09/05 | vero taingenam-pody, tsy folaka fa mandefitra | jentilisa |
| 2 | 24/06/07 | Vero itaingenam-pody, tsy folaka fa mandefitra. | aivetinakely |
| 1 | 02/09/10 | Tsy mba sompanga miantendro vero fa tsimbotry mandady amin'ny tany. | soanja |