Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 29/09/05 | Ataovy toy ny voankazo an'ala, ny mamy atelemo, ny mangidy aloavy. | jentilisa |
| 2 | 30/09/05 | Lehilahy miloloha tantely, mibaby akondro, misekelika fary, izay rehetra nentiny mamy avokoa. | jentilisa |
| 1 | 09/09/10 | Tapia ka iray no hanina fa telo no aloa. | soanja |