Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 10| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 10 | 13/09/05 | Ny olombelona ohatra ny ladim-boatavo : raha fotorana iray ihany. | lanto |
| 9 | 19/09/05 | Toy ny voatavo, tanora voatsongotsongo, antitra voabatabata | Avahi |
| 8 | 21/09/05 | Sola miloloha voatavo ka tafaray samy malama | hery |
| 7 | 09/09/10 | Banga mihinam-boatavo ka tsako tokana ihany. | soanja |
| 6 | 09/09/10 | Omeo voatavo mahamay aho fa hotsofiko. | soanja |
| 5 | 09/09/10 | Siny voatavo ka samy mibobobobo amin'izay ananany. | soanja |
| 4 | 09/09/10 | Ny voatavon-tsira tsy enti-miantsena. | soanja |
| 3 | 09/09/10 | Kapila voahitsaka, ka vaky vao mahataitra. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Voatavo tsy mety ho zinga ka vakiana vao toham-baliha. | soanja |
| 1 | 24/09/11 | Be molitra mihinana voatavo ka tafahaona samy matevina | jobo |