Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny 41 - 60 amin'ny 60
# Daty Ohabolana Nampiditra
60 15/09/05 ny vola no hozatry ny fiainana chipie1
59 16/09/05 Anaran-tany no Ambohimanambola fa ny manana ihany no manana ftma
58 18/09/05 Vomanga an-kady; amidy vola tsy lafo, atakalo vary tsy foy McFy
57 19/09/05 Ny vola no maha rangahy McFy
56 25/09/05 Ny fitiavam-bola no volombodin'ny mosavy hery
55 25/09/05 Ny vola toy ny vahiny : tonga anio, lasa rahampitso hery
54 25/09/05 Ny be no avy, ny kely no mialoha làlana hery
53 26/09/05 Ny vola no maha-Rangahy JMR
52 01/10/05 Ny vola fitady ny harena fiary JMR
51 10/10/05 Anarantany no ao Ambohimanambola fa ny manana ihany no manana mandrindra
50 24/10/05 ny vola toa ny vahiny : tonga anio, lasa rahampitso zouzou
49 24/10/05 ny vola tsy mandry lalana toy ny rano : tonga anio, lasa rahampitso zouzou
48 13/01/06 Ny alika jamban'ny taolana fa ny olona jamban'ny vola Ingahy
47 12/07/06 ny vola dia toy ny volon-korona, kely ongotana marary be ongotana marary miara
46 10/05/07 Aza mampisambotra na hisamborana niryna
45 24/06/07 Ny vola tahaka ny ranon-tsira ka arakaraka ny isotroana azy no vao maika mampangetaheta aivetinakely
44 15/09/07 Mihena antoerana toa fen'antitra, lany ampitoerana toa volan'adala. niryna
43 15/09/07 Mora lavitra ny mandany no manangona niryna
42 15/09/07 Aza manao havako raha misy patsa, fa aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. niryna
41 10/12/07 Ny filana vola no mahatonga ny ankabeazan'ny olona hiasa tsara niryna