Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 07/12/07 | Ny volana manakona masoandro no miteraka aloka sy haizina, fa ny masoandro be lohataona no manome hazavàna ka tsy manan-kasosorana amin'olona. | aivetinakely |
| 2 | 02/12/09 | Sola mangery diavolana, tsy fantatra ny loha sy ny vodiny | Ratianakel |
| 1 | 08/09/10 | Mamono volana an-trano. | soanja |