Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 18/09/05 | Vomanga an-kady; amidy vola tsy lafo, atakalo vary tsy foy | McFy |
| 5 | 26/09/05 | adi-vomangan'Ikirijavola ka avy hatrany dia ny voa-masony no potsirina. | jentilisa |
| 4 | 28/09/05 | Ity vao tay fa vokatra ny vomanga | JMR |
| 3 | 07/10/05 | Very maina toy ny vomanga atora-kisoa | Mandefitra |
| 2 | 09/09/10 | Toy ny vomanga, ka ny lehibe indray no hosoran-davenona. | soanja |
| 1 | 09/09/10 | Vomanga an-tanty, ka samy maka izay tiany. | soanja |