Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 13/02/08 | Mazava ampidirana fa maizina ampivoahana tahaka ny vovo. | aivetinakely |
| 2 | 04/08/09 | Mazava ampidirana tahaka ny vovo, fa maizina ampivoahana. | aivetinakely |
| 1 | 04/10/10 | Mamioka amalogna ambovo: mandrara gny ho avy. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |