Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 20/09/05 | arakara-tarehy voa-javatra | jentilisa |
| 4 | 29/09/05 | Dian'aomby maro tagnana ny dian'ny aloha arahiny afara | zanita |
| 3 | 02/04/07 | boka mandray voatavo ka tafaray samy malama | raiders |
| 2 | 01/10/07 | Hitsikitsika tsy mandihindihy foana fa ao raha | niryna |
| 1 | 11/11/08 | Maimaika toa boka hanambady | Riella |