Ohabolana nampidirin'i Crionlas
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 11/08/09 | Ny teny ratsy mahaleo tena, ny teny tsara mila fampiharana | Crionlas |
| 5 | 11/08/09 | Sitra-po tsy aretina, na maharary aza iaretana | Crionlas |
| 4 | 11/08/09 | Ny adala no tsy inoan'teny, na marina aza manahirana | Crionlas |
| 3 | 11/08/09 | Aza atao fitiavan'tsotro, rehefa ilaina vao tadiavina | Crionlas |
| 2 | 11/08/09 | "Arahabarahabao ny mpandalo fa tsy fantatra ze ho rafozana" | Crionlas |
| 1 | 11/08/09 | Tsy ambony tsy ambany otrin'ny rahona, tsy hay hidina tsy hay hiakatra | Crionlas |