Ohabolana nampidirin'i GEHTRIVAC
Mampiseho ny -17 - 2 amin'ny 2| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 2 | 01/02/12 | Raha hijoro mangavoka toa valanirana, aleo mipetraka amin'ny anaran-kazo. | GEHTRIVAC |
| 1 | 01/02/12 | Ny fihavanana hono toy ny fasam-bazimba ka izay mandrava azy mialoha no kely ila. | GEHTRIVAC |