Ohabolana nampidirin'i Swin
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 26/01/07 | Ny tokantrano tsy ahahaka. | Swin |
| 4 | 24/01/07 | Mamoiza ry vaotay fa nangery eny ambony vato ny ankizy | Swin |
| 3 | 24/01/07 | Be famangotra toa rambon'osy, ny lanitra tsy ienjera tohanana fa ny vody kekerin'ny moka tsy heverina | Swin |
| 2 | 24/01/07 | Aza mba mitonatonana toy ny vinato tsy mahare fosa. | Swin |
| 1 | 24/01/07 | Tiavo ny vady fa raha tafitohina hareniny | Swin |