Ohabolana nampidirin'i anahely
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 24/05/07 | Aza miafina nefa misy mahita, toy ny mpamosavy mandeha alina | anahely |
| 4 | 24/05/07 | Trano bongo misy ronono toa sarotra atao malahelo | anahely |
| 3 | 24/05/07 | Manaova toy ny rano sy vary, ka an-tsaha tsy mifanary, an-tanĂ na tsy mifandao | anahely |
| 2 | 24/05/07 | Manararaotra sahala amin'ny banga mihomehy alina | anahely |
| 1 | 24/05/07 | Trano atsimo sy avaratra, izay tsy maha-len-kialofana | anahely |